Themes

All themes

Twenty twenty

Twenty twenty

Community theme

This theme is developed and supported by a community.

  • Laharan’andiany 2.7
  • Last updated 16 Jolay 2024
  • Active installations 300 000+
  • WordPress version 4.7
  • PHP version 5.2.4

Ny bika atolotra antsika ho an’ny taona 2020 dia natao manokana hitrandraka tanteraka ny fahafahana mampiasa ny fikirakirana koja. Afaka mampiasa pejy fandraisana miaina tsara ny orinasa sy ny fikambanana amin’ny alalan’ireo koja sy firafitra maro karazana azo ampiasaina. Mety tsara ho an’ny blaogy tsotra koa nefa ireo endri-tsoratra niangaliana ao aminy. Mampiseho anao mazava tsara ny ho fivoakan’ny lahatsoratra vokarinao ny endriky ny editeur, eny fa na mbola tsy navoakanao aza ilay lahatsoratra. Afaka ataonao manendrika anao tanteraka ny tranonkalanao noho izy afaka haingoinao tanteraka hifanaraka aminao na ny loko lafika na ny loko misongadina. Voakajy ho azy avokoa ny loko miasa amin’ny tranonkalanao mba ho azo antoka fa ho voavaky tsara.

Patterns

Downloads per day

Isan’ny mampiasa azy : 300 000+

Tombana

4.5 out of 5 stars.

Fanampiana

Manan-kambara ? Mila fanampiana ?

Tsidiho ny forum fanampiana

Hitory

Misy olana goavana ve io bika io ?

Hitory an’ity bika ity

Dikateny

Translate this theme

Browse the code