Aller au contenu

Hypertext Markup Language

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 10 Jolay 2015 à 14:32 nataon'i BeGasy (dinika | fandraisan'anjara) (Niala ny fanovàna 769317 nataon'i 197.215.195.34 (resaho))
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Sary famantarana HTML5

Hypertext Markup Language dia fanalavana teny hoe HTML, noho izany dia firafitra ara-teny atao amisavisana ny fihetsiky ny rindrankajy izy io na ny hoe "language de programmation" raha amin'ny teny frantsay. Io rindrankajy HTML io dia ampiasaina ao amin'ny pejy web, misy fehy maro no mandrafitra io teny io tahaka : fehy mamoaka sary, soratra miloko sy mihetsika, tabilao,...

Ny fivelarany

[hanova | hanova ny fango]

Ny toetoetrany

[hanova | hanova ny fango]
Ny firafitra rindrakanjy HTML
Fototra HTML Fisehoany eo amin'ny pejy web
<!DOCTYPE html>
<html lang="mg">
 <head>
  <title>
   Pejy Wikipedia Malagasy
  </title>
 </head>
 <body>
  <header>
    <h1>Wikipedia ho an'ny malagasy rehetra</h1>
<p>Tongasoa ato amin'ny tranonkala</p>
  </header>
  <section>
   <h2>Ao ambadiky ny web</h2>
<p>Ny HTML no fitenin'ny aterineto</p>
  </section>
  <footer>
<p>Copyright &copy; 2015 <a href="mg.wikipedia.org">Wikipedia</a>. Azy ny zo rehetra momba ity tranonkala ity!</p>
  </footer>
 </body>
</html>

html

head

title

texte

body

texte

a

texte

texte

p

texte


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]